Archives mensuelles : avril 2016
FETIN’NY ASA 2016
ANDRON’NY MPIASA
VATO AMAN-KAZO NY ORINASA
RINDRINA FOTSINY NY TOERAM-PIASANA
VY SY PLASTÏKA NY FITAOVANA
RAHA TSY EO ISIKA MPIASA
Misy ny fijerena tomban’ezaka, izay efa fanao mahazatra iandraiketan’ny KOKA (Komity Kaonfederaly). Nitrika izany izy ireo anio 02 Aprily 2016, Izany no natao dia mba hisian’ny mangarahara amin’ny lafiny fitantanana eto amin’ny Sekrima.