A LAUNE


 SUIVANT 

FACEBOOK

TWITTER

Amin’alahelo Lehibe no ampandrenesinay anareo tapaka sy namafa fa :
Nodimandry ny Kamarady DAVID ANDRE SILAMO : Mpikambana eto anivon’ny Sekrima, izy dia efa:

– 1) Filohan’ny Fekrimi
– 2) Ex. SG/Confederation Sekrima
– 3) Ex C.A / Cnaps – 4) ex HAE
– 4 Ex Membre du Bureau CMT /ODSTA
– Expett en Droit Humain

Izahay mpiara-mitolona eto anivon’ny Sekrima dia miara miondrika amin’alahelo manoloana izao voina lehibe mianjady amin’ny fianakaviana izao.

Hoy ny:

Ny Filoha Nasionaly – Ny Sekretera Jeneraly – Ny Mpikambana Manontolo

DSCN1599

Video

Documentation

Les documents sont disponibles sur le Centre de téléchargement de Sekrima.


 SUIVANT 

Entre-nous

Natao ifandraisan-tsika Sekrima


 SUIVANT 

Webmail


 SUIVANT 

ESPACE PRIVEE