A LAUNE


 SUIVANT 

FACEBOOK

TWITTER

logo_cnapsVita soa aman-tsara ny fampiofanana nataon’ny CNaPS ho an’ny mpiasa sy ny mpampiasa teto Antananarivo ny 21 hatramin’ny 23 Mars teo.

Ka antenaina fa nitondra fahazavana tamin’ireo mpandray anjara izany ka enga anie hampitanareo amin’ireo namana manodidina sy ny mpiara-miasa! FIAHIANA ARA-TSOSIALY DIA ZO FOTOTRA HO AN’NY OLONA

Ny SEKRIMA dia manolotra fisaorana amin’izay rehetra nandray anjara tamin’izany!

Manentana ny isan-tokony mba hanitatra ny fampiofanana amin’ny fototra misy azy any

SG SEKRIMA

Video

Documentation

Les documents sont disponibles sur le Centre de téléchargement de Sekrima.


 SUIVANT 

Entre-nous

Natao ifandraisan-tsika Sekrima


 SUIVANT 

Webmail


 SUIVANT 

ESPACE PRIVEE